<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 35:8 | And his princes gave willingly unto the people, to the priests, and to the |
Ary ny mpanapaka nanome an-tsitrapo ho an' ny olona sy ho an' ny mpisorona sy ny Levita. Ary Hilkia sy Zakaria sy Jehiela, mpanapaka ny tranon' Andriamanitra, nanome ondry aman' osy enin-jato amby roa arivo ho an' ny mpisorona hatao Paska ary omby telon-jato. | Ny lehibe nanolotra fanomezana an-tsitra-po ho an' ny vahoaka sy ny mpisorona ary ny Levita. Helkiasa, Zakariasa ary Jahiela, filohany ao an-tranon' ny Tompo nanome zanak' ondry enin-jato sy roa arivo sy omby telon-jato, ho an' ny mpisorona, hanaovana ny Paka. | Ses officiers firent aussi un prélèvement en offrande volontaire pour le peuple, pour les prêtres et les lévites. |