<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 35:12 | And they removed the burnt offerings, that they might give according to the divisions of the families of the people, to offer unto the |
Dia natokany ny fanatitra dorana homen' ny olona araka ny fizaran' ny fianakaviany, mba hateriny ho an' i Jehovah araka izay voasoratra ao amin' ny bokin' i Mosesy. Ary toy izany koa tamin' ny omby. | Natokany ny hatao sorona dorana, nozarainy amin' ny ankapobem-bahoaka araka ny fizaram-pianakaviany avy, hanaterany izany ho an' ny Tompo, araka ny voasoratra ao amin' ny bokin' i Moizy: torak' izany koa ny tamin' ny omby. | Ils mirent à part l' holocauste pour le donner aux fractions des familles du peuple qui devaient faire une offrande à |