<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 34:9 | And when they came to |
Ary rehefa tonga teo amin' i Hilkia mpisoronabe izy, dia natolony ny vola izay nampidirina tao an-tranon' Andriamanitra, izay efa nangonin' ny Levita, mpiandry varavarana, tamin' ny Manase sy ny Efraima sy ny sisa rehetra tamin' ny Isiraely, ary tamin' ny Joda sy ny Benjamina rehetra sy ny mponina tany Jerosalema. | Nankao amin' i Helkiasa mpisorona lehibe ireo, nanolotra ny vola naterina tao an-tranon' Andriamanitra, nangonin' ireo Levita mpiandry varavarana avy tamin' i Manase sy Efraima, mbamin' Israely rehetra sy Jodà rehetra ary Benjamina sy ny mponina ao Jerosalema. | Ils allèrent remettre à |