<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 32:15 | Now therefore let not |
Koa ankehitriny, aza avela hamitaka anareo Hezekia, na hitaona anareo tahaka izao; aza mino azy ianareo; fa tsy nisy andriamanitra tany amin' ny firenena sy ny fanjakana rehetra izay nahavonjy ny olony tamin' ny tanako sy ny tanan' ny razako; koa aiza ny Andriamanitrareo no hahavonjy anareo amin' ny tanako? | Koa ankehitriny, aza dia mety hambosin' i Ezekiasa na hofitahiny hianareo! Ary aza matoky azy. Fa ny andriamanitry ny firenena sy ny fanjakana hafa rehetra tsy nisy nahavonjy ny vahoakany tamin' ny tànako sy ny tanan' ny razako, ka mainka tsy hahavonjy anareo amin' ny tànako izay Andriamanitrareo. | Et maintenant, qu' |