<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 31:10 | And |
Ary Azaria mpisoronabe, taranak' i Zadoka, namaly azy hoe: Hatramin' ny niandohan' ny nitondran' ny olona ny fanatitra ho ao an-tranon' i Jehovah dia nihinana izahay ka voky, sady be koa ny sisa; fa Jehovah nitahy ny olony, ary ny sisa dia ireo betsaka ireo. | Ka hoy Azariasa mpisorona lehibe taranak' i Sadaoka namaly azy: Hatramin' ny niandohan' ny nanateran' ny olona ny fanomezana voahavaka ao an-tranon' ny Tompo, dia nihinana sy nanao voky ihany izahay, nefa mbola be koa no tsy laninay, fa nambinin' ny Tompo ny vahoakany, ka he izato habetsahan' ny sisa tsy lany. | C' est |