<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 30:22 | And |
Ary Hezekia dia nankasitraka ny Levita rehetra, izay nanana fahaizana ho an' i Jehovah; ary nihinana ny Paska hafitoana izy sady nanatitra fanati-pihavanana koa sy nisaotra an' i Jehovah, Andriamanitry ny razany. | Niteny tamin' ny Levita rehetra, teny manetsika ny fo, Ezekiasa, fa naneho fahaizana fatratra tamin' ny fanompoana an' ny Tompo izy ireo. Nandritra ny hafitoana izy ireo nihinana ny zavatra natao sorona tamin' ny fety, nanolotra ny sorom-pihavanana, ary nidera an' ny Tompo Andriamanitry ny razany. |