<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 28:3 | Moreover he burnt incense in the valley of the son of |
Ary nandoro ditin-kazo manitra tao amin' ny lohasahan' ny taranak' i Hinoma koa izy, ary ny zanany dia nodorany tamin' ny afo, araka ny fahavetavetan' ny jentilisa izay noroahin' i Jehovah tsy ho eo anoloan' ny Zanak' isiraely. | Nandoro zava-manitra teo an-dohasahan' i Bena-Hinoma izy, ary nampamakiny ny afo ny zanany, araka ny fahavetavetana fanaon' ireo firenena noroahin' ny Tompo teo anoloan' ny zanak' Israely. | il fit fumer des offrandes dans le val des fils de |