<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 28:27 | And |
Ary Ahaza lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao an-tanàna Jerosalema izy, fa tsy mba natao tao amin' ny fasan' ny mpanjakan' ny Isiraely. Ary Hezekia zanany no nanjaka nandimby azy. | Dia nodimandry any amin' ny razany Akaza, ka nalevina tao an-tanàna, tao Jerosalema, fa tsy mba naiditra tao amin' ny fasan' ny mpanjakan' Israely. Ary Ezekiasa zanany no nanjaka nandimby azy. |