<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 24:25 | And when they were departed from him, (for they left him in great diseases,) his own servants conspired against him for the blood of the sons of |
Ary nony nilaozany tamin' ny faharariany mafy izy, ny mpanompony dia niodina taminy noho ny ran' ny zanak' i Joiada mpisorona, ka namono azy teo am-pandriany, dia maty izy; ary naleviny tany an-Tanànan' i Davida ihany izy, nefa tsy tao amin' ny fasan' ny mpanjaka. | Nony nilaozan' ireny, ka efa feno ratra maro izy, dia nanaovan' ny mpanompony teti-be hasiana, noho ny amin' ny ran' ny zanak' i Joiadà mpisorona, ka novonoiny teo am-pandriany, dia maty. | et quand ils le quittèrent, le laissant gravement malade, ses serviteurs se conjurèrent contre lui pour venger le fils du prêtre |