<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 24:22 | Thus |
Toy izany no tsy nahatsiarovan' i Joasy mpanjaka ny soa nataon' i Joiada rainy taminy, fa namono ny zanany izy. Ary nony efa ho faty Zakaria, dia niteny hoe: Jehovah anie hijery sy hamaly izao. | Tsy tsaroan' i Joasa ny fitiavana nataon' i Joiadà rain' i Zakaria, taminy, ka nampamono an' ity zanany izy. Hoy Zakaria nony efa ho faty: Hijery sy hamaly an' izao anie Iaveh! | Le roi |