<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 18:14 | And when he was come to the king, the king said unto him, |
Dia nankany amin' ny mpanjaka izy. Ary hoy ny mpanjaka taminy: Ry Mikaia, handeha hanafika an' i Ramota-gileada va isika, sa hijanona ihany aho? Ary izy namaly azy hoe: Mandehana, dia hambinina ianareo, fa hatolotra eo an-tananareo izy. | Nony mby teo amin' ny mpanjaka izy, dia hoy ny mpanjaka taminy: Ry Mikea, handeha hanafika an' i Ramota any Galaada va isika, sa tokony hijanona aho? Ary hoy ny navaliny: Miakara ka maharese, fa efa voatolotra eo an-tànanareo izy. | Il arriva près du roi, et le roi lui demanda : " |