<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 14:12 | So the |
Ary Asa sy ny vahoaka teo aminy nanenjika azy hatrany Gerara, ka dia nahafatesana be ny Etiopiana ka tsy naharina intsony; fa voaringana teo anoloan' i Jehovah sy ny miaramilany izy, ka nahazoan' ny Joda babo betsaka. | Nenjehin' i Asà sy ny vahoaka nomba azy izy hatrany Gerara, ka be loatra ny Etiopiana lavo ka tsy azony nantenaina ny hiarina indray, fa voatorotoro eo anatrehan' ny Tompo sy eo anatrehan' ny tafiny. Babo tsy erany no azon' i Asà sy ny vahoakany. | et |