<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 13:15 | Then the men of |
Dia nihoby ny lehilahy amin' ny Joda; ary raha nihoby izy, Andriamanitra dia namely an' i Jeroboama sy ny Isiraely rehetra teo anoloan' i Abia sy ny Joda. | Nanao akora lava fikatrohana ny lehilahy amin' i Jodà ary dieny nanao akora fikatrohana ny lehilahin' i Jodà, Iaveh kosa namely an' i Jeroboama sy Israely rehetra teo anoloan' i Abià sy Jodà. | les hommes de |