<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 12:7 | And when the |
Ary nony hitan' i Jehovah fa niaiky izy, dia tonga tao amin' i Semaia indray ny tenin' i Jehovah nanao hoe: Efa niaiky izy, ka dia tsy handringana azy Aho, fa tsy ho ela dia hamonjy azy; ary tsy haidiko amin' i Jerosalema avy amin' ny tànan' i Sisaka ny fahatezerako. | Nony hitan' ny Tompo fa nanetry tena izy ireo, dia tonga tamin' i Semaiasa ny tenin' ny Tompo nanao hoe: Efa nanetry tena izy ireo, ka tsy handringana azy aho: fa tsy ho ela, dia homeko ny fanafahana izy ireo, ary tsy hanampatra ny hatezerako amin' i Jerosalema, amin' ny tànan' i Sesàka aho. | Quand |