|
|
|
|

Entrée1  zavona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin' ny maraina na ny hariva eny amin' ny habakabaka, akaikin' ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon' ny tendrombohitra: Amin' ny sivy eo ho eo vao misava ny zavona. [1.1]
Explications en anglais  4  mist, fog [1.7]
Explications en français  5  brouillard [1.3, 1.8]
6  brume [1.8]
Exemples  7  zavona fotsy no isatrohany matetika. [2.499]
8  Efa levona tsy hita intsony ny zavona; [2.324]
9  Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny. [2.470]
Vocabulaire  10  Météorologie
Morphologie 
11  Simple :
12  Préfixée :
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes relatifs :
15  Noms :
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot zavona

Anagrammes  21  vazano, zavona

Mis à jour le 2023/06/05