Entrée | zanapeo | |||
Mots élémentaires | zana- (zanaka) ; feo | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Anarana omena ny zanatsoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany roa ny zanapeo, dia ny zanapeo tsotra ary ny zanapeo sosona (ao, ai, oi...) [1.1] | |||
Explications en français | Voyelle [1.66] | |||
Exemples | Miavaka kosa izy ireo eo amin' ny fampiasana zanapeo.
[1.519] | |||
Vocabulaire | Linguistique | |||
Mots composés |
| |||
Mis à jour le 2023/12/05 |