Entrée (1/2) | 1 velarana |
Radical | 2 velatra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny olona izay anaovana ny asa voalaza ao anatin' io matoanteny io: Velarana tsihy ny vahiny [1.1] |
Explications en anglais |
5 to have something spread or unrolled on it [1.7] |
Explications en français |
6 pour qui on déploie, là où l'on étend [1.3] 7 sur quoi on déplie ou déroule quelque chose [1.8] |
Exemples |
8 Roa ny lambamena, ary ny be velarana sy ny tsara tarehy indrindra fantany. [2.470] 9 Eo atsimo andrefan' i Marovato, misy tany hetsina bebe velarana ihany. [2.472] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 14 velarana |
Radical | 15 velatra |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en français |
17 aire, surface, superficie [1.13] |
Vocabulaire |
18 Mathématiques: géométrie |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/08/23 |