Entrée | 1 variraiventy |
Mots élémentaires | 2 vary, iray, venty |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Anaran' ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin' ny voambary anankiray; ny sandany dia iray ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary [1.1] |
Explications en français |
5 le poid d'un grain de riz 6 la sept-cent-vingtième partie de la piastre 7 très peu, une minime partie, un rien [1.3#813] |
Exemples |
8 ary ny vahoaka mandoa variraiventy isam-baravarana [2.48] 9 nakapa sy natsindrona ny antsy nefa tsy nahalatsaka na variraiventy aza. [2.587#] |
Vocabulaire |
10 Economie: finances, gestion |
Titres |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot variraiventy |
Mis à jour le 2023/11/24 |