Entrée (1/2) | 1 vantana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Mahitsy: Vantana ity lalana ity fa aroho 4 Tsotra tsy misy olakolaka: Vantana ny ankizy raha miteny 5 Tsotra tsy misy aingitraingitra na haingonkaingony: Vantana loatra izany hira izany! [1.1] |
Explications en anglais |
6 straight forward, open [1.7] |
Explications en français |
7 droit, sans détours, ouvert, simple, clair, par où l'on passe aisément, correct: Vantana ny ankizy madinika, raha milaza zavatra (Les enfants parlent sans détours, sont ouverts, simples, quand ils disent quelque chose) ~ Vantana loatra ny hiranareo (Votre chant est trop simple) ~ Vantana io lalana io (Ce chemin est droit, facile) ~ Vantana ny fiteniny (Son language est clair, correct) [1.3] |
Exemples |
8 Tsotra ny teninareo, ka mba tsotra sy vantana koa no havaliko azy. [2.587#] 9 Fa ny fantatra ho niara-nandrongatra sahala amin' ny vantana iray, dia ny ala atsinanana rehetra sy ny faritany manamorona azy. [2.472#] |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 15 vantana |
Partie du discours | 16 adjectif |
Explications en malgache |
17 Voan' ny aretin-kibo ka mivalana tsy mahatsiaro tena: Vantana ao Ibalita hatramin' ny aninaraina [1.1] |
Explications en français |
18 qui a la diarrhée [1.3] |
Vocabulaire |
19 Santé |
Mis à jour le 2023/10/24 |