Entrée | 1 vanofotsy |
Mots élémentaires | 2 vano, fotsy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en français |
4 héron blanc. Ardea alba, L. [1.3] 5 la grande aigrette (Casmerodius albus) [4.22] |
Exemples |
6 Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48] |
Vocabulaire |
7 Zoologie: oiseaux |
Synonymes | 8 langaraka, langorofotsy |
Mis à jour le 2023/10/24 |