Entrée | 1 vano |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Karazam-borona avo dia, mitovy amin' ny vantogisa ny haben' ny tenany, ny tendany azony halavaina hirangaranga avo rehefa misy zavatra tazaniny ary koa azony hafohezina rehefa mipetraka izy. (Telo karazana ny vano ka ny lehibe indrindra dia ilay antsoina hoe vanobe) [1.1] |
Explications en anglais |
4 a heron [1.7] |
Explications en français |
5 héron [1.3, 1.54, 1.8] 6 héron cendré (Ardea cinerea firasa) [4.22] |
Vocabulaire |
7 Zoologie: oiseaux |
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot vano |
Article |
11 Randzavola: vano ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 12 vano, vona |
Mis à jour le 2023/10/23 |