Entrée (1/3) | 1 valisoa |
Radical | 2 valy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fankasitrahana noho ny zavatra iray vita, izay sarotra na manahirana [1.1] |
Explications en français |
5 récompense [1.13] |
Exemples |
6 Aoka dia holazaiko ny valisoa homeko. [2.643] 7 Mandray valisoa arakaraka ny zavatra ataony ny mpiasa. [2.445] 8 Fanomezam-boninahitra ihany no natao valisoa ho an' ny miaramila. [2.113] |
Entrée (2/3) | 9 valisoa |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en français |
11 (de valy : réponse, réplique ; et soa : ce qui est bien ou beau). Scaevola plumieri (L.) Vahl (Goodeniaceae). Arbuste du littoral. Voir Guillaumet, Flore de Madagascar, Goodeniaceae (1978) p. 30. [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulaire |
12 Botanique |
Nom scientifique |
|
Entrée (3/3) | 14 Valisoa |
Radical | 15 valy |
Partie du discours | 16 nom propre (anthroponyme) |
Explications en français |
17 On donne ce nom à des jeunes filles [1.196] |
Tableaux et planches |
18 Liste complète |
Anagrammes | 19 Valisoa, valisoa, voasila, Valisoa, valisoa, voasila |
Mis à jour le 2022/11/15 |