Entrée | 1 tsingarangadona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Karazam-balala vaventiventy volonkary matroka, fahita eny amin' ny tany be vato misy kotofohin' ahitra na dombato, ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany |
Exemples |
4 tsingarangadona fa nidona valalanamboa fa nitsipika [2.131] |
Vocabulaire |
5 Zoologie: invertébrés |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |