|
|
|
|

Entrée (1/3)1  trema
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Ngeza, lehibe, indrindra eo amin' ny harena [1.1]
Exemples  4  Ny antitra trema, ny sidin-jatovo Niseho avokoa, Kanefa ny vola sy ny endrika kanto Tsy nanana hery; [1.245#]
5  Betsaka ireo tanora no nanarabiraby azy ho adala, satria tsy mba manao tahaka ny zanaky ny trema rehetra izy. [2.285#]
Mots composés 

Entrée (2/3)7  tréma
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  tendro roa [1.66.mg#936, 1.5]
10  tendro kambana [1.13]
International  11  ¨ ä ë ï ö ü [3.1]
Tableaux et planches  12  Signes de ponctuation

Entrée (3/3)13  Trema
Partie du discours  14  nom
Vocabulaire  15  Botanique: genre scientific
Noms locaux de plantes 
16  Trema grisea  ilaibaratra
17  Trema humbertii  andrarezina, ilaibaratra
18  Trema orientalis  andraraizina, andrareza, andrarezina, angesoba, angezoka, hazongazona, ilaibaratra, selivaratsy, tsivakimbaratra, vakoka

Mis à jour le 2024/09/15