|
|
|
|

Entrée1  tosidra
Radical  2  tosika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fanoheran' ny aritera amin' ny fanosehan' ny ra, ka raha mafy tsy mifandanja amin' ny fonon' ny aritera io fanosehana io dia mety ho tapaka ny lalandra [1.1]
5  (tosi-dra) tohitry ny rindrin'ny lalandra amin'ny ra mikoriana ao aminy [1.13]
Explications en français  6  (tosi-dra) tension artérielle [1.13]
Vocabulaire  7  Santé

Mis à jour le 2020/07/31