Entrée (1/3) | 1 toraka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Tahaka, ohatra: Toraka ny any ny atý [1.1] |
Explications en français |
4 comme, de même que, égal, semblable [1.5] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot toraka |
Entrée (2/3) | 15 toraka |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 Fandefasana vato amin' ny tanana hahavoa zavatra na olona: Mahitsy toraka io olona io 18 Fiantsampazana hianjera any amin' ny hafa [1.1] |
Explications en français |
19 action de lancer [1.3#730, 1.5] 20 action de jeter [1.3] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 24 Proverbes contenant le mot toraka |
Entrée (3/3) | 25 toraka |
Partie du discours | 26 nom |
Explications en malgache |
27 Fampitomboana isa iray amin' ny tenany ihany, ka raha ampitomboina indroa izy dia atao hoe toraka roa na tora-droa (ohatra 19 x 19 x 19 = 193 [1.1] |
Explications en français |
28 puissance [1.13] |
Vocabulaire |
29 Mathématiques: algèbre |
Anagrammes | 30 akotra, atroka, katrao, katroa, okatra, rotaka, takaro, taroka, toraka, traoka, troaka |
Mis à jour le 2024/09/26 |