|
|
|
|

Entrée1  toetany
Mots élémentaires  2  toetra, tany
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  teny ilazana ny toetry ny andro maharitra ao amin'ny faritra iray ka lazaina amin'izany ny mari-pana, ny rotsakorana, sns...
5  fisehoan'ny endrika sy firafitry ny tany [1.13]
Explications en français  6  climat
7  structure du sol [1.13]
Exemples  8  Mahasalama an'i dera ny toetany any. [2.442#]
9  Raha ny toetany no jerena, ny tananan'i Saririaka dia miorina ao anatin' ny lemaka manamorona ny ranomasina Lakan-dranon'i Mozambika [2.606#]
Vocabulaire  10  Géographie: (en général)
Autres orthographes  11  toetry
Mots composés 
Illustrations 
13 

Mis à jour le 2024/08/13