|
|
|
|

Entrée1  tatavia
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Kitapo fitobian' ny fivalanan-drano. [1.1]
4  Ny tatavia dia kitapo mitahiry ny amany [2.424]
Explications en anglais  5  the bladder [1.7]
Explications en français  6  la vessie [1.8]
Exemples  7  Mety hanampy amin'ny fampitoniana ny fanaintainana ateraky ny aretin'ny tatavia sy ny afero ihany koa. [2.424#]
Vocabulaire  8  Biologie
Mots composés 

Mis à jour le 2023/09/11