|
|
|
|

Entrée1  tandindona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Aloky ny tena: Aza miady amin' ny tandindona
4  Sarin' ny tena jerena ao anaty fitaratra na ao anaty rano ka ninoan' ny Ntaolo fa fahitana ny fanahy: Voalazan' ny tantara fa nijery tandindona tany Anosifito Andrianampoinimerina andro vitsivitsy talohan' ny hahafatesany
5  Sary: Ny famonoana ny zanak' ondrin' ny Paka teo amin' ny Jody dia tandindon' ny sorona nataon' i Kristy tamin' ny nahafatesany [1.1]
Explications en français  6  ombre portée, pénombre [1.13]
Vocabulaire  7  Physique
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot tandindona

Mis à jour le 2020/07/31