|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tabiha
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Olona heverina ho voninahitra ny fananana azy, rehareha: Ho tabihan' ny tanindrazana ianao rahatrizay raha mianatra tsara [1.1]
Explications en anglais  4  state, pomp, splendour, equipage. Generally used of the retinue of the sovereign, or some manifestation of the glory of the kingdom. [1.2]
5  glory, honor [1.7]
Explications en français  6  gloire, honneur [1.3, 1.8]
7  force [1.3]
Exemples  8  Io no kiady, io no voninahitra, io no tabiha, io no rehareha. [2.69#]
9  Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany. [2.470#]
10  Miravaha fahalehibiazana sy tabiha ianao, ary mitafia famirapiratana sy voninahitra; [2.996]
Vocabulaire  11  Emotions
Mots composés 

Entrée (2/2)13  tabiha
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  Zavamaniry fihinam-boa, andrahoina mba hampahatsiro ny laoka [1.1]
Explications en français  16  tomate, pomme d'amour [1.3]
17  (ce mot signifiait autrefois : honneur, gloire ; le nom est passé à la tomate, anciennement introduite, et considéré comme un fruit de luxe, qui faisait honneur). Lycopersicon esculentum Mill. (Solanaceae). Cultivée pour ses fruits et souvent même devenue subspontanée. Nom relevé anciennement par Grandidier. De nos jours on dit plutôt voatabiha. [Merina] [1.196]
Vocabulaire  18  Botanique
Synonymes  19  voatabiha
Nom scientifique 

Mis à jour le 2023/08/11