|
|
|
|

Entrée1  songomby
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Anaram-biby vaventy, izay lazain' ny olona sasany fa mifandraidraika amin' ny soavaly, nefa koa itompoan' ny sasany fa tsy misy akory fa atao fampitahorana ny zaza mitomany amin' ny alina mba hampangina azy fotsiny [1.1]
Explications en français  4  animal fabuleux ressemblant à un cheval sauvage [2.415, 1.54]
5  Se disait des audacieux [2.415]
Vocabulaire  6  Religions, Croyances
Proverbes  7  Proverbes contenant le mot songomby

Mis à jour le 2020/07/31