Entrée | 1 sokonina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [1.10#H.287] |
Vocabulaire |
4 Zoologie: oiseaux |
Nom scientifique |
|
Mis à jour le 2020/07/31 |