Entrée | 1 saobakaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Biby mitovitovy amin' ny sahona saingy izy lehibe, ary ny hodiny mivotrovotro; fatra-pisambotra bibikely hohaniny ny saobakaka ka noho izany heverina ho biby mahasoa [1.1] |
Explications en anglais |
4 a large frog, sometimes called a toad [1.7] |
Explications en français |
5 grosse grenouille, parfois appelé crapaud [1.8] |
Vocabulaire |
6 Zoologie: reptiles, amphibiens |
Mots composés |
|
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot saobakaka |
Mis à jour le 2020/07/31 |