Entrée (1/2) | 1 salazana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Andrin-tsambo: Mirona miaraka amin' ny sambo ny salazan-tsambo [1.1] |
Explications en anglais |
4 a mast [1.7] |
Explications en français |
5 mât de navire [1.3#565, 1.5] 6 mât [1.8] |
Exemples |
7 sedera nalaina tany Libàna, no nataony salazana ho anao. [2.996#33.027.005] |
Vocabulaire |
8 Navigation |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 10 salazana |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 Soitrafo na havitra fitonoan-kena 13 Talantalana eo ambony fatana: Atao eo ambony salazana ny kitay mba ho maina rehefa fahavaratra [1.1] |
Explications en anglais |
14 a gridiron for roasting food [1.7] |
Explications en français |
15 espèce de grande fourchette en fer, à laquelle on fixe la viande que l’on fait rôtir; gril; 16 grillage en bois installé au-dessus du feu, afin d’y faire sécher le riz, les bûches durant la saison humide [1.3#565] 17 grille pour rôtir [1.8] 18 grande fourchette pour faire rôtir la viande [1.5] |
Exemples |
19 Apetraka eo ambony salazana avy eo. [2.117#77] 20 Ny efitra voalohany, ao atsimo, no nisy ny fatana fahandroan-kanina izay notataovana salazana. [2.472#8] 21 Eo akaikin' ny salazana, amin' ny rindrina, no nanantonana ny lambanana velarina isaky ny hisakafo. [2.472] |
Vocabulaire |
22 Economie: alimentation |
Dérivés |
|
Proverbes | 28 Proverbes contenant le mot salazana |
Mis à jour le 2021/05/08 |