|
|
|
|

Entrée1  sakoitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Karazana kankana mivelona ao anaty tsinain' ny biby lehibebe sy ny olombelona; misy karazana roa ny sakoitra: ireo avy amin' ny hen' omby ary ireo avy amin' ny henan-kisoa; mety hahatratra valo metatra ny halavan' ny sakoitra ary mety hiteraka aretina amin' ny lalankanina na mamely ny hozatra. [1.1]
4  karazan-kankana miaina amin'ny tsinain' olombelona sy ny biby sasany [1.13]
Explications en anglais  5  the tenia worm [1.7]
Explications en français  6  ténia [1.54, 1.8]
7  ver intestinal, tricocéphale, ténia [1.13]
Exemples  8  Raha ondry, dia maty ny sakoitra, manehitra tambodiny dia maty; [2.48]
Vocabulaire  9  Zoologie: invertébrés
10  Santé
Dérivés 
11  Adjectifs :
Synonymes  12  viky vahy

Anagrammes  13  akositra, arotsika, asokitra, atsikora, sakoitra, sakorita, satrikoa, tsakoria, tsoriaka

Mis à jour le 2020/07/31