Entrée (1/2) | 1 rano mahery |
Mots élémentaires | 2 rano, mahery |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] a) rano misasasasa mafy avy any amin' ny toerana ambony ka manimba izay sendra azy rano maria, rano mena hatezerana izaitsizy: Tsy fanao ny mitsena rano mahery b) rano ampiasaina amin' ny famorana mba hanasana ny ferin-jaza; rehefa madiva ho maraina ny andro no alefa ny lehilahy matanjaka haka azy |
Explications en anglais |
5 [1.2] Running water fetched hastily on the morning of performing circumcision for washing the wound |
Explications en français |
6 [1.196] (de rano : eau ; et mahery : forte). Sens traditionnel, ancien : eau consacrée qu'on allait puiser cérémonieusement pour la circoncision ; |
Exemples |
7 Rehefa miverina ny mpaka ranomahery dia miara-mifamalivaly hoe: "Zana-boromahery manatody am-bato. [2.436#] 8 Ny mifehy voatavo dia fanomanana ny voatavo hitondrana ny ranomahery ilaina amin' ny famorana ny Zanakandriana. [2.508] |
Entrée (2/2) | 9 ranomahery |
Mots élémentaires | 10 rano, mahery |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 [1.78] [Bezanozano]
asidra 13 [1.1] Asidra mahery ampiasain' ny mpanefy haninginana |
Explications en anglais |
14 [1.2] vitriol |
Explications en français |
15 [1.196] (de rano : eau ; et mahery : forte). Sens moderne, technologie : les acides, comme l'acide sulfurique, etc. |
Vocabulaire |
16 Chimie |
Anagrammes | 17 rano mahery, ranomahery |
Mis à jour le 2025/02/08 |
![]() |