|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ramangorona
Mots élémentaires  2  ra, mangorona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Zavamaniry madinika izay raha vao voatohina dia mihorona [1.1]
Vocabulaire  5  Botanique: herbe
Analogues  6  mihoronkorona, modimodia, kelimanjakalanitra, ambatofotsikely

Entrée (2/2)7  ramangorona
Mots élémentaires  8  ra, mangorona
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  Biby be misambotra ary mandentika any anaty rano araka ny voalazan' ny angano [1.1]
Explications en anglais  11  A mythical person. [1.2]
Vocabulaire  12  Religions, Croyances

Mis à jour le 2024/03/09