Entrée | 1 polisy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Olona manao fanamiana manokana, mitandrina ny filaminana ao an-tanàna: Miantso polisy ~ Polisin-dalana [1.1] |
Explications en anglais |
4 the police, a police constable [1.7] |
Explications en français |
5 la police; agent de police [1.8] |
Exemples |
6 Tonga teto ny polisy, nefa tsy nahita azy intsony. [2.472] 7 Tsy mba samborin' ny polisy ve izy ireny, ry Dada? [2.470] 8 Ny polisy nanao famotorana sy nanoratra avy koa no nijanona. [2.4#] |
Vocabulaire |
9 Loi |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot polisy |
Mis à jour le 2022/03/21 |