|
|
|
|

Entrée1  pataloha
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao [1.1]
Explications en anglais  4  trousers [1.2, 1.7]
5  See saroaly [1.2]
Explications en français  6  pantalon [1.3, 1.8, 1.5]
Exemples  7  Hay tsy pataloha iray iny anaovany iny, fa pataloha roa nataony mifanosona [2.4]
8  pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy. [2.470]
Vocabulaire  9  Economie: vêtements
Morphologie 
10  Simple :
Dérivés 
11  Noms :
Autres orthographes  12  pataloa
Mots composés 

Anagrammes  14  holapata, pataloha

Mis à jour le 2020/07/31