|
|
|
|

Entrée1  pahina
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Tsy mahita afatsy ny akaiky, fohy maso
4  Olona tsy mahita izay tadiaviny, tsy mahita ny ambany maso [1.1]
Explications en anglais  5  dim (of the eyes) [1.7]
Explications en français  6  Qui a la vue courte, faible ; myope ; qui ne sait pas trouver ce qu’il cherche. [1.3#475]
7  dont la vue est faible (se dit des yeux) [1.8]
Exemples  8  Ny maso pahina, ny sofina lalodalovana, dia mamadi-dresaka lava izao! [2.528#]
9  Efa pahina ny mason-dRazanahary fa efa antitra loatra ka nanontany hoe : « Iza moa izany fa tsy mahita ny masoko? [1.436#]
Vocabulaire  10  Santé
Dérivés 
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :

Mis à jour le 2023/03/04