Entrée | 1 oniversite |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fianarana ambony manohy ny fianarana ambaratonga faharoa; ny oniversite, izay nomena koa ny anarana hoe Anjerimanontolo, dia mizara ho sampany maro ianarana manokana avy ny karazampahaizana samihafa: ny fiteny, ny matematika, ny fizika, ny lalàna, ny fitsaboana [1.1] |
Explications en anglais |
4 university [1.209] |
Exemples |
5 Saingy vaky boky no fototry ny fianarana tao amin' ny oniversite. [2.356] 6 Ho an' ny ankamaroan' ny olona, ny oniversite dia fiketriketrehana fitokonana fotsiny. [4.27] |
Vocabulaire |
7 Education |
Mis à jour le 2020/07/31 |