|
|
|
|

Entrée1  ondry
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Biby fiompy fianakaviam-ben' ny biby mpandinika, rakotra volo matevina ny tenany, izay fantatra amin' ny anarany hoe "volonondry". Ny feon' ny ondry rehefa maneno dia atao hoe mibarareoka. [1.1]
Explications en anglais  4  a sheep. Ovis platyura, var. ondrikondry and aondry are used in the provinces. [swa. Kondoo.] [1.2]
5  a sheep [1.7]
Explications en français  6  mouton [1.54, 1.13]
7  mouton, brebis [1.8]
Vocabulaire  8  Zoologie: mammifères
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot ondry

Mis à jour le 2023/06/07