|
|
|
|

Entrée1  nendra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Aretin-koditra sady mamohehatra no mahafaty haingana: mafana, mangotrakotraka izay voany, dia mipoitra hatina mandoaka sy mangirifiry eran' ny tena. [1.1]
4  areti-mifindra ary mamela holatra raha tsy voatsabo [1.13]
Explications en anglais  5  the small-pox. See kiria, lavira. [swa. Ndui.] [1.2]
6  smallpox [1.7]
Explications en français  7  petite vérole, variole [1.54]
8  variole [1.8, 1.13]
Exemples  9  Araka ny filazan' ireo razambeny avy dia ny nendra no aretina nandripaka fahiny. [2.472#]
Vocabulaire  10  Santé
Synonymes  11  ky, kiria, lavira
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot nendra

Anagrammes  17  ndrañe, nendra

Mis à jour le 2023/08/15