|
|
|
|

Entrée1  mpiompy
Radical  2  ompy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Olona manao ho anton-draharaha ny fiompiana, izany hoe ny famelomana sy ny fikarakarana biby mba hohanina na hamidy [1.1]
Explications en anglais  5  a cattle raiser, a stockman [1.7]
Explications en français  6  éleveur [1.8]
Vocabulaire  7  Economie: élevage

Mis à jour le 2023/01/20