Entrée (1/2) | 1 mijadona |
Radical | 2 jadona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany [1.1] 5 manao zoro mahitsy [1.13] |
Explications en français |
6 être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide [1.3#289] 7 perpendiculaire [1.13] |
Exemples |
8 fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza. [2.996#] 9 Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana; [2.245#] |
Vocabulaire |
10 Mathématiques: géométrie |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 16 mijadòna |
Radical | 17 jadona |
Partie du discours | 18 impératif du verbe actif mijadona |
Explications en malgache |
19 [1.1] |
Explications en français |
20 [1.3#289] |
Tableaux et planches |
21 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 22 mijadona, mijadòna, mijodaña, mijadona, mijadòna, mijodaña |
Mis à jour le 2023/02/19 |