|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mijadona
Radical  2  jadona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany [1.1]
5  manao zoro mahitsy [1.13]
Explications en français  6  être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide [1.3#289]
7  perpendiculaire [1.13]
Exemples  8  fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza. [2.996#]
9  Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana; [2.245#]
Vocabulaire  10  Mathématiques: géométrie
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)16  mijadòna
Radical  17  jadona
Partie du discours  18  impératif du verbe actif mijadona [Liste complète]
Explications en malgache  19  [1.1]
Explications en français  20  [1.3#289]

Anagrammes  21  ijadonam, mijadòna, mijadona, mijodaña

Mis à jour le 2023/02/19