|
|
|
|

Entrée1  mihisatra
Radical  2  hisatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandeha na mamindra miadana dia miadana: Mihisatra erỳ ianao ka aiza no tsy ho diso fidirana
5  Midina amim-pahasarotana ao an-tenda toy ny hahakenda: Omeo rano aho fa mihisatra ato an-tendako ny saonjo
6  Mihodina miadana sady mikasoka: Mihisatra ny vavahady fa efa te hisy menaka [1.1]
Explications en anglais  7  to move slowly, as a canoe touching bottom [1.7]
Explications en français  8  aller lentement en raclant, en touchant le fond [1.8]
Vocabulaire  9  Mouvement
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :

Anagrammes  13  mahisitra, mihisatra

Mis à jour le 2023/01/20