|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mi~
Partie du discours  2  préfixe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Tovona enti-mamorona mt. p, (mijery olona, mianatra lesona)' na mt, s, (mihazakazaka, mivezlvezy). Ñ Betsaka amin' ny mt mitovona mino mifamaly amin' ny mt, mitovona man: Mipetraka, mametraka Ñ mive. rina, mamerina; farany, ny tovona midia mbola azo amoronana matoanteny: a) milaza fitondrana akanjo eny amin' ny tena: mipataloa, misatroka,.,; b) milaza fananana endrika, maso, loha,,. toy izao na toy izâtsy: mitarehim-bazaha, mimasom-borondolo, micolomaso,,.; d) milaza fizarana zavatra, raha mitovona amin' ny teny milaza isa: mitelo, miMiabily (abily) mt, s, (miabilia): 1) Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak' olo.mihaja io tanao ka dia miabily toy izao? / Mifanahin' adala, mifanahimbiby, lany henatra, / Mamo. tl-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady
Miandevo fanahy, mandrorom-bintana, mikororosy fahana, mivarina, mavoin-tena, tsy misaingy hajan-tena, miala-bara-tena, tsy manome voninahi-tena, mamorery tena, maniva tena

Entrée (2/2)4  mi    
Partie du discours  5  nom (symbole)
Explications en malgache  6  [1.1] Ny feo fahatelo manarakaraka ny re amin' ireo ambaratongam-peo amin' ny gama na gamatra
Vocabulaire  7  Musique: (en général)
Analogues  8  do, re, fa, sol, la, si
Illustrations 

Mis à jour le 2024/12/12