|
|
|
|

Entrée1  manilika
Radical  2  ilika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manosika hihataka mampihataka: Iza no nanilika ireto fako ireto ho eto an-tokotanintsika?
5  Mamindra: Tsy tsara ny manilika ny hadisoan' ny tena amin' ny hafa
6  Manesotra tsy ho isany: Ny tenan' ny filoha no nanilika an-dRabe tsy ho isan' ny fikambanana [1.1]
Explications en anglais  7  to push away, to move further off; to charge a fault upon another. Generally used of a single thing pushed away. [1.2]
8  to push aside or farther off [1.7]
Explications en français  9  pousser de côté ou plus loin [1.8]
Exemples  10  Ny mafy indrindra, dia ny manilika ny tany amin' ny telo metatra no ho midina ka manomboka amin' ny efa-metatra miala amin' ny sisiny. [2.472]
Vocabulaire  11  Mouvement
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot manilika

Anagrammes  17  malinika, manilika

Mis à jour le 2023/01/20