Entrée | 1 mangintsina |
Radical | 2 hintsina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 marenina sy donto azon' ny feo mafy mikiririoka na mitabataba izaitsizy: Mangintsina ny sofiko amin' ny tabataba-masinina ato avaratra 5 mamolivoly: Mangintsina ny tongotro azon' ny hatsiaha mamirifiry 6 manaintaina: Mangintsina, hono, ny tanany fa voatsindron' ny fanjaitra 7 leo, madilo: Inona no tena marinamomba an' io raharaha lo fa efa mangintsina ny sofina amin' ny tsaho mandeha? [1.1] |
Explications en anglais |
8 to ring (of the ears) [1.7] |
Explications en français |
9 tinter (se dit des oreilles) [1.8] |
Vocabulaire |
10 Santé |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |